|
|
|
|

Teny iditra famely (vely)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Fomba entina mamely
Azo velezina [1.1]
 Celui qu’on peut battre, manière de battre [1.3]
Ohatra Fa isika roa lahy aloha, hoy ny resaka nitohy, tokony hifanarahana dieny izao ny fomba famely rahefa handrava. [2.4]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06