|
|
|
|

Teny iditra famerina (verina)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Fomba entina mamerina
Azo averina [1.1]
 Ce qu’on peut rendre, manière de rendre [1.3]
Ohatra 
1Raha dinihina sy heverina Ka bikaina amin' izao dia mora fantatrao famerina. [2.928]
2Ataon' ialahy ahoana no ho famerina ny ray aman-dreny efa any ambany rangolahy. [2.643]
Haiendriteny 
Tsotra : famerina, fameriny

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/01