|
|
|
|

Teny iditra fameta (veta)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Fomba entina mameta, manazimba, mandoto, manala baraka
Azo vetaina: Ny zava-masina tsy mba fameta [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14