| Teny iditra | fametana (feta) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanentsenana lavaka amin' ny feta [1.1] | ||
| Teny iditra | fametana (veta) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanaratsiana, fanosoran-dratsy, fanosoram-potaka, fanazimbana, fandotoana [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|