| Teny iditra | fametsovetso (vetsovetso) | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Fomban' ny olona mametsovetso na mivetsovetso, izany hoe mitanisanisa amin' ny vava na ao am-po tsy miloaka fotsiny Azo vetsovetsoina [1.1] | ||
| Tovy hevitra | fivetsovetso | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|