|
|
|
|

Teny iditra familiana (vily)
Sokajin-teny anarana
 Fampandehanana amin' ny lalan-kafa fa tsy amin' ny hitsiny teo aloha; fampivionana; fanolahana [1.1]
 Dérivation. [Voambolana: ] [1.13]
 Volant de direction. [Voambolana: ] [1.13]
Ohatra 
1Ety amin' ny familiana avokoa! [2.471]
2Nasiany fingotra ny kodiarany ary nataony boribory tsara koa ny familiana. [2.332]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/27