|
|
|
|

Teny iditra faminany (vinany)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Fomba entina maminany
Azo vinanìna [1.1]
Ohatra Tiako ny ho namaly azy hoe : "Mba vinanio» kanefa hataony ahoana moa ny ho faminany fa ilaina ny tady maromaro hamatorana entana ho entina any Mahajanga. [2.356]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14