|
|
|
|

Teny iditra famindrana (findra)
Sokajin-teny anarana
 Fanovana toerana: Nohonohonoina hatry ny ela ny famindrana ny lehiben' ny Fivondronana nefa izao vao tanteraka
Fiaraha-mandeha milahatra mirindra tsara: Isaky ny fetim-pirenena, manao famindrana ny miaramila. [1.1]
 Transfert, déplacement [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19