| Teny iditra | famingitra (vingitra) | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Fomba entina mamingitra, mitondra zavatra amin' ny loha fanondro sy ny ankibe ka sisiny kely no itondrana azy Azo vingitina: Vilanibe tsy famingitra [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14 |
|