|
|
|
|

Teny iditra famiràna (fira)
Sokajin-teny anarana
 Fikapana, fijinjana; faminganana [1.1]

Teny iditra famirana (fitra)
Sokajin-teny anarana
 Famafana, famaohana, fanesorana ny diky amin' ny vorodamba, taratasy... [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20