| Teny iditra | famoahana (voaka) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fanalana hiala ny trano, fanesorana: Hanampy ny famoahana ny are tina itỳ fanafody itỳ Famosahana, fampisehoana voalohany: Famoahana lalàna; famoahana vola vaovao Fampisehoana, filazana: Famoahana an-gazety Fandefasana ny zanakavavy hanambady [1.1] | |||||
| émission, évacuation [1.13] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|