|
|
|
|

Teny iditra famoaka (voaka)
Sokajin-teny anarana
 Fomba entina mamoaka [1.1]
 Ce qu'on peut faire sortir, montrer, manière de montrer [1.3]

Teny iditra famoaka (voaka)
Sokajin-teny mpamaritra
 Azo avoaka [1.1]
Ohatra Tsy famoaka any ivelany izany. [2.472]

Teny iditra famoaka
Sokajin-teny anarana
 Bibikely ampidirina amin' ny lavaky ny angely mba hamoaka sy hihantsy azy hivoaka hampiadina [1.1]
 Any insect used in ferreting out the antsiondahy from its hole. [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/13