|
|
|
|

Teny iditra famokarana (fokatra)
Sokajin-teny anarana
 Fihadiana: Amin' ny mitsidika andro ny famokarana ny razana
Famohazana, famelomana indray: Tsy ilaina ny famokarana ny lasa [1.1]
 Exhumation of the dead [1.7]
 Exhumation d'un cadavre [1.8]

Teny iditra famokarana (vokatra)
Sokajin-teny anarana
 Fanomezana, fampitomboana vokatra, famoazana [1.1]
 Industrial or agricultural production [1.7]
 Production agricole ou industrielle [1.8]
 Production [1.13]
Ohatra 
1Ahoana ny fomba fitsinjarana ny tany famokarana? [2.424]
2Ny fomba famokarana kapitalista mantsy, dia mitaky fomba fiasa henjana sy fomba fisaina hentitra. [2.606]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17