| Teny iditra | famolahana (folaka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanapahana zavatra fa tsy tangarana; fampanekena; fanazarana ny biby ho mora entina, faimoretana [1.1] | ||
| Teny iditra | famolahana (folaka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Réflexivité. [1.13] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2021/11/20 |
|