|
|
|
|

Teny iditra famongorana (fongotra)
Sokajin-teny anarana
 Fandravana, fandaniana tanteraka, fandripahana, fandringanana ho lany fara [1.1]
 Action de ruiner, d’exterminer [1.3]
Ohatra 
1Tokony homena lanja ihany koa ny famongorana ireo fomba amam-panao tsy mitondra voka-tsoa tahaka ny doro tanety sy ny asan-dahalo. [1.384]
2Rehefa nifampidinika izy ireo izay notarihin'i Betro, dia nilaza tamin'ny Komandy sy ny vahoaka fa adidiny ny famongorana izao fahavalo izao. [2.895]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06