| Teny iditra | famonjena (vonjy) | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Fitondrana vonjy, fanalana amin' ny loza: Noho ny famonjenan-dRakoto no tsy nahafaty an-drano an' i Naivo Fanampiana: Misaotra amin' ny famonjenao fa raha tsy ianao tsy nilaoka ireto kambory kely ireto Fanatrehana, fandehanana mba ho tonga amin' ny,..: Ataovy zava-dehibe ny famonjena fotoampivavahana ny alahady [1.1] | |||||||
| Help ; salvation [1.7] | |||||||
| Aide, secours ; salut [1.8] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Lahatsoratra | Randzavola: famonjena ao amin' ny Baiboly | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|