| Teny iditra | famonoana (vono) | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Fikapohana, fanalana ny aina: Famonoana olona mihitsy izany Fanafoanana, fikosehana: Famonoana anarana Fitsofana: Famonoana afo [1.1] | |||||||
| L'action de tuer, de battre, d'éteindre, d'effacer, d'arrêter; le lieu, la cause [1.3] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Teny nalaina | Soratra misy io teny io | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12 |
|