|
|
|
|

Teny iditra famoterana (fotitra)
Sokajin-teny anarana
 Fametrahana zavatra mifamotitra, izany hoe mifamadika, ka ny tokony ho ambony hatao ambany, ny an-doha hatao an-tongotra
Filazana olom-pady ho heny
Fampifamadihana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05