| Teny iditra | fampiofanana (ofana) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Ohatra | Nodradradradraina tamin' ny haino aman-jery loatra ny fampiofanana azy ireo, ka hijery sy hiandry izay hataon' izy ireo fotsiny ireo mpiara-miasa aminy ireo.
[4.27] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|