|
|
|
|

Teny iditra fampitomboana (tombo)
Sokajin-teny anarana
 Multiplication [1.13]
Ohatra 
1Tsara ny fampitomboana isa ny tobim-pitsaboana fototra. [4.27]
2Fanamby maro no voafaritra ao anatin' ireo, toy ny fampitomboana ny tahan' ny fisitrahana ireo raharaha ara-tsosialy, ny ady amin' ny tsy fahampiana sy ny tsy fanjarian-tsakafo. [1.384]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/31