| Teny iditra | fampivelarana (velatra) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Manière de faire épanouir [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Koa izany fampitoviana sy fampivelarana amin'ny any ivelany izany, dia mitarika fomba fisaina mifanohitra amin' ny nentimdrazana izay mitazona ny olona hifototra amin'ny fokony ihany.
[2.606] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/29 |
|