|
|
|
|

Teny iditra fanadala (adala)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Fomba entina manadala, milalao olona
Fandrebireby, fanao kilalao: ataon' ny olona fanadala ny zanakao noho izy tantra ioatra
Azo adalaina: tsy mba fanadala ny zokiolona, rankizy [1.1]
 Qu'on trompe, qu'on importune, manière de duper, d'embarrasser [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20