|
|
|
|

Teny iditra fanafoana (foana)
Sokajin-teny anarana
 Ce qu'on peut vider
Manière d'annuler [1.3]
Ohatra ny fanafoana izany dia hanampy amin' ny fampihenana ny fahasorenana ateraky ny fanavakavahana. [4.27]

Teny iditra fanafoana (tafo)
Sokajin-teny anarana
 Fametrahana tafo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14