| Teny iditra | fanahafana (hahaka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanaparitahana, fanelezana; fandanilaniana; fanalana baraka [1.1] | ||
| L'action de disperser, d'éparpiller, le lieu [1.3] | ||
| Teny iditra | fanahafana (tahaka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fitoviana amin' ny ray aman-dreny na amin' ny olon-kafa lafin-kavana eo amin' ny tarehy na toetra [1.1] | ||
| L'action de ressembler, la ressemblance, ce qui fait ressembler [1.3] | ||
| Similitude. [1.13] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|