| Teny iditra | fanahaka (hahaka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [1.1] | ||
| [1.3] | ||
| Ce qu’on éparpille , la manière de disperser [1.3] | ||
| Teny iditra | fanahaka (tahaka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomba entina manahaka, mifandray amin' ny ray aman-dreny na olon-kafa lafin-kavana eo amin' ny tarehy na toetra [1.1] | ||
| Ce dont la ressemblance peut être reproduite, manière de ressembler [1.3] | ||
| Teny iditra | fanahaka (tahaka) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Azo tahafina, tokony hotahafina [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|