| Teny iditra | fanahiana (ahy) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Ahiahy: Be loatra ny fanahian' ny olona anao ho mpangalatra ka aleo miala eto amin' ny fokontany Tahotra, fahatahorana: Ny fanahiana ny gadra sao mandositra no anaovana azy tsara ambina [1.1] | ||
| Worry, anxiety [1.7] | ||
| Souci, inquiétude [1.8] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|