| Teny iditra | fanaingana (ainga) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fibatana ho ambonimbony kokoa: Tsy vitako ny fanaingana io vata io Fitaomana, fanentanana: Nikoizana ny fanaingan-dRakoto ny mpitokona hiasa [1.1] | |||||
| L’action de soulever, de lever, d’aller chercher [1.3] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27 |
|