| Teny iditra |
fanairana
(taitra)
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Famohazana: Ataovy amin' ny enina ny fanairana ny ankizy mpianatra sao diso fidirana izy ireo [1.1]
|
| | Anjomara, antsiva [1.13]
|
| | Avertisseur [1.13]
|
| Teny nalaina |
|
| Teny iditra |
fanairana
(taitra)
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Fampitahorana tampoka: Ny fanairanao azy tamin' iny biby iny no nankarary ny zanako Fanabatabana ny saina tampoka: Nandraiki-narary aho tamin' ny fanairanao ahy hoe narary mafy i dada [1.1]
|
| | L'action de surprendre, la cause [1.3]
|
| | Excitation [1.13]
|
|