| Teny iditra | fanaitra (taitra) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Azo tairina: Tsy mba fanaitra ny olona bevohoka [1.1] | ||
| Celui qu’on peut surprendre, manière de surprendre [1.3] | ||
| Ohatra | Pohina mafy amin'ny zava-tsy zakany Fomba fanaitra ny mpihaino hampikoa nahiny azy.
[2.298] | |
| Teny iditra | fanaitra | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomba entina manaitra na mampitahotra tampoka [1.1] | ||
| Stimulus [1.13] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |
|