|
|
|
|

Teny iditra fanaka
Sokajin-teny anarana
 Anarana ilazana ireo zavatra ilaina na ampiasaina fomban' ny tokantrano, toy ny seza, farafara... [1.1]
 The furniture of a house, the contents of a box, a vase, a school, etc.; not used in speaking of money, however. [1.2]
 Furniture and household furnishings [1.7]
 Les meubles et ustensiles d'une maison [1.3]
 Ameublement [1.8]
Ohatra Efitra iray amin' irony trano mihaja ankehitriny irony, voaravaky ny fanaka sarobidy no nifanandrinan' ny tanora roa nonenan' ny bika sy ny tarehy, izay tsy ambany vidy noho ny fanaka nanotrona azy. [2.529]

Teny iditra fanakà (akà)
Sokajin-teny anarana
 Fomba entina manakà na mody tsy mahalala, manantsafa, mananihany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11