|
|
|
|

Teny iditra fanakalozana (takalo)
Sokajin-teny anarana
 Fanoloana: Nisy fanakalozana sambobelona tamin' ny tafika roa tonta
Fanoloana ho vola madinika: Tsy mbola mahay fanakalozam-bola io zaza io ka aza atao ao am-pivarotana [1.1]
 Barter, exchange [1.7]
 Troc, échange [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20