|
|
|
|

Teny iditra fanakambanana (kambana)
Sokajin-teny anarana
 Fanambarana; fampiraisana [1.1]
 Fampitohizana fantsona roa [1.13]
 L’action de réunir, d’unir, l’addition. [1.3]
 Montage, combinaison, association, assemblage
Accord, union [1.13]
Voambolana 
Ohatra 
1Fanakambanana faobe io. [2.245]
2Manamarina izany izao fanakambanana tombontsoa misavoritaka sy mifangarika izao [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08