| Teny iditra | fanakana (aka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fodiana tsy mahalala, fodiana manao; fanantsafana; fananihaniana [1.1] | ||
| Teny iditra | fanakana (sakana) | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Fomba entina manakana Azo sakanana [1.1] | ||
| Ce qu’on peut empêcher, manière d'arrêter [1.3] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/07 |
|