| Teny iditra | fanakendana (kenda) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [1.1] | ||
| L'action d’étrangler, de serrer quelqu’un au cou, d’obstruer, l’instrument [1.3] | ||
| Ohatra | Nakipiliny tamin'ny vozony i Kadadra ka nivezina indroa dia nidaraboka teo amin'ny tany fa mafy loatra ny fanakendana nifantoka teo amin'ny amboakelin-tendany.
[2.895] | |
| Tovy hevitra | fanendana | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|