|
|
|
|

Teny iditra fanaketrahana (ketraka)
Sokajin-teny anarana
 Fanagedragedrana: Mora ve ny fanaketrahana ny tadintsipika?
Fanalefahana: Fanafody fanaketrahan-kozatra itỳ
Fanakiviana: Mazàna no fanaketrohana ny herimpo ny tsy fahombiazana miverimberina [1.1]
 Fanalefahana ny tsindry [1.13]
 Détendeur [1.13]
Tovy hevitra fandetsitosika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05