| Teny iditra |
fanalana
(ala)
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Fanesorana: Tsy nankasitrahan' ny olona ny fanalana ilay mpampianatra [1.1]
|
| | [Rel. s. from manala (ala).] That which removes anything. [1.2]
|
| | The act of removing [1.7]
|
| | Action de prendre, d'ôter [1.8]
|
| Ohatra | Mila fahaizana koa ny fanalana ny hena hatao tono manimanitra.
[2.245]
|
| Tovy hevitra | |
|
| Teny iditra |
fanalana
(ala)
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Asa marika, fanesorana isa kely amin' ny isa lehibe noho izy: Firy ny valin' ny fanalana telo ambin' ny folo amin' ny roapolo [1.1]
|
| | Soustraction [1.13]
|
| Voambolana |
| Tovy hevitra | |
|