| Teny iditra | fanalavana (lava) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanovonana: Hataonao ahoana izao no fanolavana iny tehina iny Fampitarozahana, fanelana: Mahasosotra ny fanalavana ny adintsika nataon' ny mpitsara Fanohizana: Nasiana fanalavam-potoana ny ady baolina satria nitovy ny isa azon' ny mpilalao roa tonta [1.1] | ||
| Prolongation [1.13] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|