| Teny iditra | fanambady (vady) | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Fomba entina manambady Azo alaina ho vady: Taranak' olona tsy fanambady ireny [1.1] | ||
| Manière d’épouser Qui est digne d'être épousé [1.3] | ||
| Ohatra | Hataoko ahoana ny ho fanambady ny zanak' olona amin' ity karama-miaramila?
[2.471] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/16 |
|