| Teny iditra | fanambara (ambara) | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Fomba entina manambara Azo ambara: Tsy fanambara ny vaovao toy ireny [1.1] | ||
| La chose dite, la manière de révéler [1.3] | ||
| Ohatra | Miainga amin' izay rehetra voalaza teo izay, dia angatahin' ny ankolafiny manao sonia an' ity fanambara ity mba : Haato ny fizotry ny fanomezana ny velaran-tany ahitana ny fihandronam-by ao Soalala;
[4.27] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07 |
|