|
|
|
|

Teny iditra fanampenana (tampina)
Sokajin-teny anarana
 Fanaronana, fanakombonana: Inona no hatao fanampenana ny vava fery !
Fanasiana tsentsina, fanentsenana: Itỳ vato itỳ atao fanampenana ny lava-boalavo
Fanasiana sakana: Fanampenan-dalana
Fampijanonana: Fanafody inona no otaonao fanampenana fivalanana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20