| Teny iditra | fananda (sanda) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Azo anomezana sandany (na vola omena amboniny amin' ny varotra na takalo ifanaovana raha toa ka tsy mitovy vidy ireo zavatra roa ifanakalozana): Tsy fananda ny varotra toy izany [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|