| Teny iditra |
fanandrana
(andrana)
|
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra
|
| | Fomba entina manandrana, mitsapa mialoha Azo andramana: Tsy fanandrana ny fahafatesana [1.1]
|
| | Ce que l'on essaie, qu'on goûte, manière d'essayer [1.3]
|
|
| Teny iditra |
fanandrana
(tandra)
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Fanongotana amin' ny tandra [1.1]
|
| | L'action de saisir avec les pinces, les tenailles, l'instrument, la cause [1.3]
|
|
| Teny iditra |
fanandrana
(tandra)
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Fanomezana tandra, na zavatra atolotra zaza iray mbola tsy teraka na marary, mba hisambasambana fahaterahana na fahasitranana soa aman-tsara ho azy [1.1]
|
|
| Teny iditra |
Fanandrana
|
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany)
|
| Voambolana |
| Fangi-bolantany | -18.2666667, 49.2666667
|
|