| Teny iditra | fanantatra (santatra) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomba entina manantatra, izany hoe mihinana na manao zavatra vao voalohany [1.1] | ||
| Ce qu’on peut commencer, manière de commencer [1.3] | ||
| Ohatra | Re indray nony avy eo, fa tsy fantatra ny tena hamarinan' izany resaka mandeha izany, fa ny fanantatra dia mibory daholo ihany ny olona.
[2.472] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07 |
|