|
|
|
|

Teny iditra fanantonana (hantona)
Sokajin-teny anarana
 Fanakiraviravezana, fanakirazorazoana [1.1]
 L’action de suspendre, ce qui sert à suspendre [1.3]
Ohatra ary ho an' ny rehetra, dia nisy Tranobe iombonana natao hoe Tranobe Fanantonana Amponga, satria tao no nahantona ny amponga fively rehefa antsoina hivory ny olona rehetra. [2.508]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07