|
|
|
|

Teny iditra fanaparitaka (paritaka)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Fomba entina manaparitaka, manely tsy misy kitotony
Azo aparitaka, tokony haparitaka: Tsy fanaparitaka ny vaovao tahaka izany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14