| Teny iditra | fanapoapoaka (poapoaka (poaka)) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: japy | |
| Ohatra | karavasin'ny mpiandry omby, matetika vita amin'ny taretra aolanolana ary ataony fikapohana na fanapoapoaka fotsiny.
[2.314] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|