|
|
|
|

Teny iditra fanaraby (haraby)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Fomba entina manaraby, maneso, mamazivazy
Azo na mendrika hoesoesoina, faneso: Tsy fanaraby na oviana no oviana ny zokiolona toy ireny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14