Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
fana
re
nana
(
a
rina
)
Sokajin-teny
anarana
Fampitoviana tantana
[
1.13
]
L'action de mettre d'aplomb, de niveler, de redresser; le lieu, l'instrument
[
1.3
]
Nivellement
[
1.13
]
Ohatra
1
Tena mila
fanarenana
haingana ny firenena.
[
2.285
]
2
amin' ny alalan' ny fanamboarana na
fanarenana
sekoly ve?
[
4.27
]
3
Endrey izany fahavononan-dRasoa amin' ny
fanarenana
azy e.
[
2.470
]
Tsipelina hafa
fana
re
mana
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/09