|
|
|
|

Teny iditra fanasongadinana (songadina)
Sokajin-teny anarana
 Fanendahan-damba olona, fampiboridanana
Fanaovana izay hampisongadina, hampiavaka tsara, hampivongady [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20