|
|
|
|

Teny iditra fanatanterahana (tanteraka)
Sokajin-teny anarana
 Famitàna tsara hatrany amin' ny farany [1.1]
 Réalisation [1.13]
Ohatra 
1Napetraka tamiko ny fanatanterahana ny asa. [2.356]
2Ho fanatanterahana izany dia misy sorona atao. [2.508]
3Izy no mitandro ny fanatanterahana ny didim-pitsarana. [2.114]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/16